|
|
|
|

Entrée1  tsy hita paipaika
Mots élémentaires  2  tsy hita, paipaika
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] tena very tanteraka, na tsy antenaina ho hita intsony
Explications en français  5  [2.415#6674] L' eau est si profonde qu' on ne peut pas en trouver le fond
Exemples  6  Nokarohina izay olona ka tsy hita paipaika. [2.587]
Synonymes  7  tsy hita polopolorina, tsy hita popoka, tsy hita veroka

Mis à jour le 2024/12/10